logo
Fandraisana
Evangelisation
Chay.fr

Andriamanitra tia ny olona rehetra hovonjena ka ho tonga amin'ny fahalalana ny marina.

I Timoty 2 : 4

Webradio Chay

Iza izahay?

"Ary nandre ny feon'ny Tompo aho nanao hoe: Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? Dia hoy izaho: Inty aho, iraho aho."

Arak'izany voasoratra ao amin'ny Isaia 6 : 8 izany no nanosika anay hitory ny filazantsaran'i Jesosy eny an-kalamanjana na an-dalam-be na amin'ireo toeram-pivoriana maro isan-karazany rehefa nafahan'i JESOSY tao anatin'ny fatotry satana izahay ka natsangany ho zanaky ny fanjakany. Ny chay Madagascar dia tsy anaram-piangonana hoy Jesosy "koa mandehana hianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra" .Tanjonay ny handraisan'ny tanora toa anay ,ny olon-dehibe ,ny ankizy ny famonjena izay vitan'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana ,ny hahatonga azy ho mpianatr'i Kristy,ho mpitory ny filazantsara koa.Eo ambany fitarihan'ny Fanahy Masina no anaovanay izany ho voninahiny irery ihany.

Chay MG @chayMg
E-mail[email protected]
Chay Mada@chaymada

Copyright © 2020 Chay.mg